|
|
|
|

Teny iditra1  hasiviana
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandritra ny andro sivy: Mivavaka hasiviana
Halavam-potoana sivy andro: Nony tapitra ny hasiviana, sitrana ilay narary
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] neuf jours, une neuvaine
Voambolana  5  Fotoana
Fototeny  6  sivy

Fivaditsoratra  7  hasivanay, hasiviana, hisavanay, isavihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29