Teny iditra | 1 hasoa |
Fototeny | 2 soa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetra soa, toetra tsara Hafinaritra, hatsara, hakanto: Ny hasoan' ny voninkazo Ny vokatra entin' ny..., ny ilana ny...: Tsy fantatrao angaha ny hasoan' ny orana |
Fivaditsoratra | 5 haosa, hasao, hasoa, hoasa, sahoa, saoha, soaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |