|
|
|
|

Teny iditra1  hasoavina
Fototeny  2  soa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona
5  Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy
6  Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  see soa. [1.2]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  anasaviho, hasoavina, voahasina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20