Teny iditra | 1 hatafa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan-kazo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Betsimisaraka]
a large tree, the kernel of whose fruit is edible. Terminalia catappa , L. Same as atafa (Betsim.), and atafana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (du malais ketapang; batak: katapang; latinisé en catappa par L.) Terminalia catappa L. (Combretaceae). Le Badamier, souvent planté sur les promenades au bord de la mer. Amandes du fruit comestibles. (voir aussi hatafana). [Betsimisaraka]
|
Ohatra |
6 [2.499] Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho. |
Voambolana |
7 Haizavamaniry |
Tovy hevitra | 8 antafa, antafana, atafa, atafana, hatafana |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 10 hatafa, tahafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |