Teny iditra hatanorana (tanora)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy youth; the days of youth [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la jeunesse, le jeune âge [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2010/05/16