|
|
|
|

Teny iditra1  hatanorana
Fototeny  2  tanora
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] youth; the days of youth
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] la jeunesse, le jeune âge
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny hatanorana io

Fivaditsoratra  8  anatraohan, hanaratoan, hanoratana, harantanao, hatanorana, hatoranana, nanatraoha, natahorana, noharatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21