Teny iditra hatavezana (tavy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy fatness, corpulence [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay embonpoint, graisse [Hallanger 1974]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31