|
|
|
|

Teny iditra1  hateloana
Fototeny  2  telo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandritra ny telo andro: Niasa hateloana izy dia niala
Halavam-potoana tala andro: Nony afaka hateloana taorian' ny nahafatesany, dia nitsangana tamin' ny maty i Kristy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [ha-, and telo, three.] three days.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] trois jours
Voambolana  7  Fotoana
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny hateloana io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01