Teny iditra hatetika (tetika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny fitrangan-javatra matetika, misesy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay fréquence
¶ hatetika anàbo: haute fréquence
¶ hatetika aniba: basse fréquence
¶ hatetik'onjampeo: fréquence
¶ hatetiky ny feo: fréquence des sons [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/16