Teny iditra hateveno (tevina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao hatevenina [fitanisana]
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Hateveno ny fanetsanareo (Serrez davantage les plants de riz) [Abinal 1888]
2Hateveno ny lalotra (Faites un crépissage plus épais) [Abinal 1888]
3Hateveno ny anaran-drainareo (Augmentez les biens que vous avez hértités de votre père) [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/01/18