Teny iditra | hatevina (tevina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevin' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika ¶ Indrakely: Voatondro telo ny hatevin' itỳ hazo fisaka itỳ [Rajemisa 1985] | |
Famaritana frantsay | épaisseur [SLP 1986] | |
Voambolana | Toerana | |
2010/05/17 |
![]() |