Teny iditra hatina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretin-koditra mora mifindra miteraka ferifery, avy amin' ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy amin' ny mikraosikaopy, mahatonga hidihidy lozantany, ary amin' ny elakelaky ny rantsantanana sy tongotra no iandohany, dia manerana ny tena manontolo, raha tsy voatsabo. (Ny hatina dia fantatra amin' ny faritany samihafa amin' ny anarana maro toy ny hoe: keligadra, kia, lavahaotra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Scabies [1.2, 1.7]
 The itch [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Gale [1.54, 1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31