| Teny iditra | 1 hatina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Aretin-koditra mora mifindra miteraka ferifery, avy amin' ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy amin' ny mikraosikaopy, mahatonga hidihidy lozantany, ary amin' ny elakelaky ny rantsantanana sy tongotra no iandohany, dia manerana ny tena manontolo, raha tsy voatsabo. (Ny hatina dia fantatra amin' ny faritany samihafa amin' ny anarana maro toy ny hoe: keligadra, kia, lavahaotra)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 scabies
[1.2, 1.7] 5 the itch [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 gale
[1.54, 1.8] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how hatina |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | hatina, 10 tahina, 11 tihana, 12 tinaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|