Teny iditra hatomady (tomady)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hery, hataniahana, aina: Ny hatomadin' ny vatana dia mariky ny vatana salama [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay force, vigueur [Abinal 1888]
Ohatra Izy mainty ngizina foana fa raha izay bika sy hatomady dia izany no vehivavy idealy katsahina eo amin'ny taranaka. [Rapatsalahy: Kintana]

2019/08/29