Teny iditra hatoranana (torana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny olona torana, tsy mahatsiaro tena tampoka, safotra: Ratsy raha dia maharitra ela loatra ny hatoranana [Rajemisa 1985]

2009/02/23