Teny iditra | 1 hatotanana |
Singan-teny | 2 hatoka, tanana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2][hato-tanana] the wrist. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#224, 1.13] poignet 6 [1.3#224][hato-tanana] la jonction de la main au bras |
Ohatra |
7 Raha tsy afaka hitanao eo amin' ny hatotanana ny fitempon' ny fo, dia tsapao eo amin' ny tenda, eo akaikin' ny tendron-traotraoka. [2.424#] |
Voambolana |
8 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Fivaditsoratra | 14 hatantanao, hatotanana, notatahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |