Teny iditra | hatrotro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ditiditin-kena avy amin' ny loha na ny tongotry ny omby [1.1] | |
Raha maditidity mety mandry avy amin'ny taolana na hoditra nahandroina [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Anything congealing like jelly, but bad. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Gélatine, gelée [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hatrotro io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |