Teny iditra | 1 hatrotro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ditiditin-kena avy amin' ny loha na ny tongotry ny omby 4 [1.13] raha maditidity mety mandry avy amin'ny taolana na hoditra nahandroina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] anything congealing like jelly, but bad. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] gélatine, gelée |
Voambolana |
7 Toe-karena: hanina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny hatrotro io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |