Teny iditra | 1 hatsihina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Antsoina amin' ny fihetsiky ny loha na ny tanana: Hatsiho fotsiny izy fa aza mikiakiaka Fahanana (basy), vaikaina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be beckoned, to be touched; to be pulled back, as the trigger of a gun. 5 [1.7] to be beckoned to |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] à qui on fait signe |
Fototeny | 7 hatsika |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 hahatsiny, hahitsany, hatsiahin, hatsihany, hatsihina, hihantsia, hisintaha, hitsahina, hitsaihan, hitsiahan, hitsihana, ihantsiha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |