Teny iditra | hatsilo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | fahafahana mandray sy mahazo ary mahafantatra moramora sy haingana kokoa noho ny sasany sady mahataka-davitra [SLP 1986] | |
Fandikana frantsay | acuité, intelligence [SLP 1986] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |