|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hatsivo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Volotsangana na bararata kely fasiana vanja fanao faham-basy.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a cartridge, a piece of small bamboo used for holding a single charge of powder.
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/2)7  hatsivo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Bara] nofo mivongana amin'ny hihy, aretinify
Tovy hevitra  10  hativo

Fivaditsoratra  11  hatsivo, hovatsi, tsahivo, tsivoha, vahotsy, vohitsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21