|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hatsivo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  5  Volotsangana na bararata kely fasiana vanja fanao faham-basy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a cartridge, a piece of small bamboo used for holding a single charge of powder. [1.2]

Teny iditra (2/2)7  hatsivo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  nofo mivongana amin'ny hihy, aretinify [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  10  hativo

Fivaditsoratra  11  hatsivo, tsahivo, tsivoha, vohitsa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31