Teny iditra | 1 hatsotso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Laingalainga mba hampihomehy: Fantatro ny hatsotsonao Rakoto a! Mpandaingalainga mba hampihomehy, kapotsaka: Hatsotson' olona re izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] jocular, jesting, fabulous. See hatsikana. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |