|
|
|
|

Teny iditra1  havaloana
Fototeny  2  valo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandritra ny valo andro: Vitsy no maharitra tsy mihinana havaloana
Halavam-potoana valo andro: Vao fito andro izay ka nahoana no tonga sahady ianao? Tsy andriko intsony ny havaloana ko
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] in eight days
the eighth day
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] huit jours
Voambolana  7  Fotoana

Fivaditsoratra  8  halavoana, havalanao, havaloana, havoanala, lavahanao, vahaolana, voahalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21