|
|
|
|

Teny iditra1  havana mpanavangavana
Singan-teny  2  havana, mpanavangavana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ireo havana miavona ka manao tsinontsinona ireo havana ory na malahelo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17