|
|
|
|

Teny iditra1  havangavana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (mandray ny hevitry ny teny roa mitovy hoe havana). Fanariana ny havana ory
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Action de délaisser des parents malheureux
Fototeny  5  havana
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
Mpanahaka  10  havankavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21