Teny iditra | 1 havanina |
Fototeny | 2 havana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ifandraisana, ifankatiavana: Mora havanina io lehilahy io Tsikerakeraina, tsy avala hifatratra na hifitsaka: Havanina ny lavenona raha tiana hirehitra tsara ny afo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be entered into relationship with, to be consorted with. 6 [1.7] with whom one is friend |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] avec qui on a de bonne relations |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny havanina io |
Fivaditsoratra | 13 hanavian, hanavina, hanivana, havanany, havanina, ihavanan, ivanahan, navahany, niavahan, nihavana, nivanaha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |