Teny iditra | 1 havaotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] jereo avaotra 4 [2.313#131] ny atao hoe havaotra na avaotra dia karazan-javamaniry mandadina be tsilotsilo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (voir aussi avaotra qui semble à préférer). Smilax kraussiana Meisn. (Liliaceae). Les tubercules et racines de cette salsepareille avaient des propriétés cicatrisantes utilisées notamment pour obtenir la guérison des abcès fistulés. On en faisait un onguent qu'on introduisait dans les fistules. [Merina]
6 [Bezanozano] 7 [Betsimisaraka] |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Tsipelina hafa | 9 avaotra |
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny havaotra io |
Fivaditsoratra | 12 haavotra, havaotra, voahatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |