Teny iditra havatsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana tomboka sarisary tsy azo vonoina amin' ny hoditry ny tarehy na ny vatan-tena (fandre matetika kokoa ny hoe Tombo-kavatsa) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a particular kind of mark made in the skin for ornamentation, tattooing. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay tatouage [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra Havatsa
Sokajin-teny anarana
Voambolana 
Habaka Havatsa UPEM Frantsa (http://havatsa.upem.frantsa.org)

2011/08/12