Teny iditra |
havatsa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana tomboka sarisary tsy azo vonoina amin' ny hoditry ny tarehy na ny vatan-tena (fandre matetika kokoa ny hoe Tombo-kavatsa) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A particular kind of mark made in the skin for ornamentation, tattooing. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tatouage [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Havatsa
|
Sokajin-teny | anarana
|
/m:web>
Ohatra | RAHAINGOSON Henri Filohan' ny HAVATSA UPEM Filoha lefitra amin' ny Sokajy I ao amin' ny Akademia Malagasy.
[2.528]
|
Voambolana |
Habaka | Havatsa UPEM Frantsa
|
|