Teny iditra | 1 havava |
Singan-teny | 2 hatra, vava |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Hatreo amin' ny vava ny halaliny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] up to the mouth |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Jusqu'aux lèvres 7 [2.415] jusqu' à la bouche |
Ohatra |
8 Ny hafaladia no afaka, fa ny havava no sisa (fomba ilazana fa vao kely foana no vita miolotra amin' ny mbola hatao. [2.436#] |
Voambolana |
9 Toerana |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny havava io |
Fivaditsoratra | 11 havava, vavaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |