|
|
|
|

Teny iditra1  havavafo
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] up to the pit of the stomach
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415] jusqu' au creux de l' estomac
Ohatra  6  [2.471#] havavafo ny rano.
7  [1.437#] Dia misalakadamasiky nasomizy havavafo makadiry, dia atao sisik' ila mitarisaka eny amin' ny kitrokely ny zorony.
Voambolana  8  Toerana
Singan-teny  9  hatra, vavafo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10