Teny iditra | 1 havokarana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fahabetsahan' ny voa tamin' ny zavatra nambolena; famoazana betsaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (racine vokatra). Fertilité d'une fleur ; d'une culture ; bonne production. |
Voambolana |
5 Haizavamaniry |
Fototeny | 6 vokatra |
Fivaditsoratra | 7 ahavokaran, havokarana, nahavarako, nahavokara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |