| Teny iditra | 1 havokavohana |
| Fototeny | 2 havokavoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Kapohina sady mafy no imbetsaka, kapohina atao vely kary: Nohavokavohàny ilay zaza ka tsy tratra Rakoto nihazakazaka niaro ilay bitika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be flogged, to be beaten, to be struck.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|