Teny iditra | 1 havolona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny mangahazo navela ho maina rehefa afaka ny hodi-menany ivelany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (de avolo : ce avec quoi l'on plume, ou l'on pèle quelque chose). Tubercule de manioc décortiqué puis séché au soleil. On l'appelle commercialement en français « bouchon ». Ce traitement détruit les glucosides cyanogènes qui existent dans les maniocs amers. [Merina]
5 [Betsileo] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 7 havolona, holovana, voalohan |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |