|
|
|
|

Teny iditra1  havoria
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Bara] Famokarana ny razana avy ao amin' ny fasana anirotra arahin' ny fanitrihana ao amin' ny fasana raikitra

Fivaditsoratra  4  harivao, havoria, hiarova, hivoara, iravaho, ivahora, ivoraha, voahary, voahira

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31