Teny iditra havotsana (votsa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Lenteur, lourdeur [1.3]
Tovy hevitra fahavotsana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20