|
|
|
|

Teny iditra1  havotsana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] lenteur, lourdeur
Fototeny  5  votsa
Tovy hevitra  6  fahavotsana

Fivaditsoratra  7  havotsana, tsovahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21