Teny iditra | hazaka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ferifery mitakovana amin' ny ranjo na fe [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A kind of scab or itch, chiefly on the feet or legs. [1.2] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hazaka io | |||
Fivaditsoratra | hazaka, kazaha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |