Teny iditra hazera > azera (zera)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivava fa natahorana sao handratra ny mpandalo
Avarina: Azerao any an-kady any ny fatin' io saka io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be thrown or cast down. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on jette à terre; avec quoi on bat [1.3, 1.8]
Ohatra Dia azera ao anaty rano ilay olona tsaraina. [2.508]
Haiendriteny 
Tovonana : -kazera
Ny ankehitriny : azera, azerako, azeranao, azerany, azerantsika, azeranay, azeranareo, azeran', azeran-, azeram-
Ny lasa : nazera, nazerako, nazeranao, nazerany, nazerantsika, nazeranay, nazeranareo, nazeran', nazeran-, nazeram-
Ny hoavy : hazera, hazerako, hazeranao, hazerany, hazerantsika, hazeranay, hazeranareo, hazeran', hazeran-, hazeram-
Filaza mandidy : azerao
Ohabolana 

Fivaditsoratra