|
|
|
|

Teny iditra1  hazo boboka
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  hazo, boboka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#94] touchwood, so called, perhaps, because it is prepared by soaking in the rain
Ohatra  5  [2.1022#] Hazo boboka hianjera
6  [4.27#] Miantehitra amin' ny hazo boboka?
7  [2.472] Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana.

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29