|
|
|
|

Teny iditra1  hazo fisaka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  hazo, fisaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] planks, boards.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] (hazofisaka) planche
Ohatra  6  [2.436#] Dia eo koa no anatsofohana ny fanantana, dia ny hazofisaka matevina ila hoatra ny lelantsy lava be.

Fivaditsoratra  7  hazofasika, hazo fisaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29