|
|
|
|

Teny iditra1  hazomalanga
Singan-teny  2  hazo, malanga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazan-kazo lehibe fahita any amin' ny faritanin' i Toliary sy Mahajanga: tsara hazo, mani-pofona; anaovan' ny olona vata na tranom-pitaratra amin' ny varavarankely
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de hazo : bois et malanga : léger, prononciation souvent altérée, hazomalana ; on désigne surtout sous ce nom :
Mauloutchia humblotii (H.Perrier) Capuron (Myristicaceae). Bois léger à odeur agréable. [Tanala]
Hazomalania voyronii (Jum.) Capuron (Hernandiaceae). Le bois des piroguiers vezo. [Sakalava]
6  [Mahafaly] Moringa drouhardii Jum. (Moringaceae). Curieux arbre à port de petit baobab, avec un tronc renflé en cigare. Les feuilles sont consommées comme légume. Il est souvent planté comme arbre d'alignement dans le Sud (Ambovombe, Tuléar etc.). [Tandroy]
Voambolana  7  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13