|
|
|
|

Teny iditra1  hazon-damosina
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the spinal bone, the spine. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  l'épine dorsale [1.3#230]7  colonne vertébrale [1.13]
Ohatra  8  Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472#]
Tovy hevitra  9  tohivany
Singan-teny  10  hazo, lamosina
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny hazon-damosina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26