|
|
|
|

Teny iditra1  hazon-damosina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the spinal bone, the spine.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#230] l'épine dorsale
6  [1.13] colonne vertébrale
Ohatra  7  [2.472#] Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry.
Voambolana  8  Haiaina
Singan-teny  9  hazo, lamosina
Tovy hevitra  10  tohivany
Kamban-teny 
Lohateny  13  Zara Hazondamosina velona avy amin'ny kôlônely Richard Ratsimandrava (Ramahatra Roland)
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny hazon-damosina io

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07