Teny iditra | 1 hazotoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao |
Fototeny | 4 zoto |
Tovy hevitra | 5 fahazotoana |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny hazotoana io |
Fivaditsoratra | 7 hanotoaza, hatazonao, hazotoana, hotazanao, hotoazana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |