Teny iditra hazotokana (hazo, tokana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy a hard-wooded shrub, a decoction of the leaves of which is used as a vermifuge and also for indigestion. The natives used to believe that if any part of this shrub were brought into the house all the pots would break. Vernonia sp. Same as mananotsa [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Vernonia
Mpitovy hevitra mananotsa
Ohatra 
1Hazotokana, ny ravina tanehina sotroina. [Callet: Tantara, takila 124]
2Ny dingadingana namoa tsy an-dravina
ny hazotokana namoa tsy am-bony
ary ny paiso nandika taona
ka nahoana re no nanjary niova toy izany izy, razoky?
[Fox: Hainteny, laharana 418]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31