Teny iditra | 1 hazovato |
Singan-teny | 2 hazo, vato |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] bois silicifié |
Voambolana |
6 Haibolantany |
Tovy hevitra | 7 vatoharana, vatohazo |
Mpanahaka | 8 hazombato |
Fivaditsoratra | 9 hazovato, vatohazo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/31 |