Teny iditra heby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanetsiketsehana zavatra hisalovana ny fijery na ny lalan' ny hafa; fisakantsakanana amin' ny fivezivezena avy an-kavia na an-kavanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See sakana. [1.2]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31