|
|
|
|

Teny iditra1  hefakefaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ilany iray amin' ny kitrom-biby
Zavatra mikiraviravy, sady mihetsiketsika, nefa misy mitana azy tsy hiala
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
Tsipelina hafa  9  efakefaka

Fivaditsoratra  10  ahefakefak, hefakefaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30